Ausbildung Allemagne
Schedule
Wed, 01 Oct, 2025 at 07:00 am
UTC+03:00Location
Ambohimanarina, Antananarivo | Antananarivo, AV
Advertisement
🛑🛑🛑🛑Salama avokoa
Misokatra fandraisana taratasy ho an'ireo anao Ausbildung (Formation) Avril 2026:
👉Fachkarft für Gastronomie
👉Fachkarft für Küche
👉Faharetany Ausbildung 2 taona.
👉 mila manana certificat allemand( B1 4 Modules)
👉Manana expériences amin'ilay asa.
👉Olona matanjaka sy mazoto ary salama tsara.
👉Mila manao cours préparation ilay Ausbildung ato aminay zay vao mandeha (izay efa manana B1 no afaka manao cours, min 6 mois avant) .
👉Rehefa vita io Ausbildung 2 taona io dia afaka mbola manoy roa taona manaraka mijanona eto Allemagne manao Ausbildung 👉Hotelfachmann na Koch /Kochin).
Bureaux : Saloon Andranoro Ambohibao
Numéro :038 10 603 61
N.B : Izay mahafeno fepetra ihany no raisina.
Raha mila fanazavana fanampiny, manasa anao hanantona Birao ☝️, miantso mialoha raha ho eny.
Mankasitraka 😊
Advertisement
Where is it happening?
Ambohimanarina, Antananarivo, MadagascarEvent Location & Nearby Stays: